plt_tn/job/34/16.md

28 lines
1.5 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany i Eliho.
# ankehitriny
Mampiasa io teny io i Eliho mba hitondrany fifantohana amin'izay zavatra holazainy.
# ianao
Eto, ny "ianao" dia manondro an'i Joba.
# henoy ny feon'ny teniko
Io dia mitovy dika amin'ny ampahany eo aloha amin'ilay fehezanteny. DH: "henoy izay lazaiko"
# Afaka ny hitondra ve ny olona iray izay mankahala ny rariny? Ho helohinao ve Andriamanitra, izay marina sy mahery?
Mampiasa io fanontaniana io i Eliho mba hanesoana an'i Joba ny amin'ny filazana an-kolaka fa Andriamanitra dia mankahala ny rariny Andriamanitra. DH: "ilay mankahala ny rariny dia tsy azo andrandraina hanapaka eo amin'ny olona. Noho izany dia tsy afaka mitsikera an'Andriamanitra ianao, izay marina sy mahery , ary tsy afaka milaza ianao fa efa nanao zavatra tsy marina Izy.
# Afaka ny hitondra ve ny olona iray izay mankahala ny rariny?
Ny valin-teny miafina amin'io fanontaniana fampisaianana io dia "tsia." Io fanontaniana io dia milaza an-kolaka fa Andriamanitra dia tsy afaka nanapaka raha nankahala ny rariny izy. Io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Ilay mankahala ny rariny dia tsy afaka hanapaka izao tontolo izao." na "Tsy afaka ny hankahala ny rariny mihitsy Andriamanitra no sady hanapaka hatrany eo amin'izao tontolo izao." (UDB)
# Ho helohinao ve Andriamanitra, izay marina sy mahery?
Io fanontaniana fampisainana io dia ampiasaina mba hanamafisana fa i Joba dia tsy manana fahefana na anton-javatra hanamelohana an'Andriamanitra. DH: "Tsy afaka manameloka an'Andriamanitra, izay marina sy mahery ianao!"