plt_tn/job/34/04.md

437 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany i Eliho.

Aoka isika

Eto, "isika" dia manondro an'i Eliho, Joba sy ireo namany telo.

fa nalan' ...ny zoko

"mandà ny hanome rariny ahy"

raisina ho mpandainga aho

DH: "Andriamanitra dia mihevitra ahy ho mpandainga"

Tsy azo sitranina ny ratrako

Ny fahararian'i Joba sy ny fijaliany dia resahina toy ny hoe "ratra." DH: "Marary aho ary tsy misy afaka mitsabo ahy"