plt_tn/job/34/04.md

20 lines
437 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany i Eliho.
# Aoka isika
Eto, "isika" dia manondro an'i Eliho, Joba sy ireo namany telo.
# fa nalan' ...ny zoko
"mandà ny hanome rariny ahy"
# raisina ho mpandainga aho
DH: "Andriamanitra dia mihevitra ahy ho mpandainga"
# Tsy azo sitranina ny ratrako
Ny fahararian'i Joba sy ny fijaliany dia resahina toy ny hoe "ratra." DH: "Marary aho ary tsy misy afaka mitsabo ahy"