plt_tn/job/33/31.md

271 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.

Mitandrema, ry Joba, ary mihainoa ahy

Ireo andian-teny ireo dia mitovy ny dikany. DH: "Henoy tsara aho, ry Joba"

fa marina ianao

Io dia fomba fiteny. DH: "fa tsy manan-tsiny ianao"