# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho. # Mitandrema, ry Joba, ary mihainoa ahy Ireo andian-teny ireo dia mitovy ny dikany. DH: "Henoy tsara aho, ry Joba" # fa marina ianao Io dia fomba fiteny. DH: "fa tsy manan-tsiny ianao"