plt_tn/job/33/19.md

20 lines
755 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.
# Faizina ihany koa ny olona
DH: "manafahy ny olona ihany koa Andriamanitra"
# amin'ny fanaintainana eo am-pandriany
Io dia midika fa ny olona miaina fanaintaianana tahaka izany dia mandry eo ambony fandriana. DH: "amin'ny fanaintainana mba handriany eo am-pandriana"
# mba hankahala hanina ny ainy, ary hankahala hanim-py ny fanahiny
Ireo andian-teny ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny: ny olona ao anaty fanaintainana mafy dia tsy mahinan-kanina akory. Ilay olona dia aseho amin'ny alalan'ny "ainy" sy ny "fanahiny." DH: "Ny vokany dia tsy haniry hanina izy, eny na dia sakafo miavaka aza"
# hankahala hanim-py
"hankahala na dia sakafo tena miavaka aza"