plt_tn/job/33/19.md

755 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.

Faizina ihany koa ny olona

DH: "manafahy ny olona ihany koa Andriamanitra"

amin'ny fanaintainana eo am-pandriany

Io dia midika fa ny olona miaina fanaintaianana tahaka izany dia mandry eo ambony fandriana. DH: "amin'ny fanaintainana mba handriany eo am-pandriana"

mba hankahala hanina ny ainy, ary hankahala hanim-py ny fanahiny

Ireo andian-teny ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny: ny olona ao anaty fanaintainana mafy dia tsy mahinan-kanina akory. Ilay olona dia aseho amin'ny alalan'ny "ainy" sy ny "fanahiny." DH: "Ny vokany dia tsy haniry hanina izy, eny na dia sakafo miavaka aza"

hankahala hanim-py

"hankahala na dia sakafo tena miavaka aza"