plt_tn/job/33/10.md

20 lines
682 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitanisany izay rèny notenenin'i Joba i Eliho.
# Indro
Mampiasa io teny io eto ny mpiteny mba hisarihany ny fifantohana amin'izay holazainy manaraka. DH: "henoy"
# Hapetrany amin'ny boloky hazo ny tongotro
" boloky hazo" dia bolongan-jazo aatao amin'ny tongotry ny voafonja mba hamerana ny fihetsiny. Miresaka ny fahatsapany ho toy ny voafonja amin'ny alalany fitenenana azy ho amin'ny boloky hazo i Joba. DH: "Tsapako ho nanagadra ahy izy"
# ny lalako
Ireo teny ireo dia manondro izay alehany. Izay alehany eto dia mampiseho izay ataony. DH: "Ny zavatra rehatra ataoko" (UDB)
# hamaly anao aho
Miteny amin'i Joba i Eliho.