# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitanisany izay rèny notenenin'i Joba i Eliho. # Indro Mampiasa io teny io eto ny mpiteny mba hisarihany ny fifantohana amin'izay holazainy manaraka. DH: "henoy" # Hapetrany amin'ny boloky hazo ny tongotro " boloky hazo" dia bolongan-jazo aatao amin'ny tongotry ny voafonja mba hamerana ny fihetsiny. Miresaka ny fahatsapany ho toy ny voafonja amin'ny alalany fitenenana azy ho amin'ny boloky hazo i Joba. DH: "Tsapako ho nanagadra ahy izy" # ny lalako Ireo teny ireo dia manondro izay alehany. Izay alehany eto dia mampiseho izay ataony. DH: "Ny zavatra rehatra ataoko" (UDB) # hamaly anao aho Miteny amin'i Joba i Eliho.