plt_tn/job/32/13.md

12 lines
440 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Joba sy ireo namany telo i Eliho.
# Efa nahita fahendrena izahay
"efa fantatray ny fahendrena." Io dia midika fa mino izy ireo fa nahazo an-tsaina ny fahendrena izy ireo.
# handresy an'i Joba
Io dia miresaka ny famalian'Andriamanitra an'i Joba sy ny fanitsiana azy toy ny hoe mandresy azy an'ady izy. DH: "mba handresen-dahatra an'i Joba" na" mba hamaliana an'i Joba"