plt_tn/job/32/13.md

440 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Joba sy ireo namany telo i Eliho.

Efa nahita fahendrena izahay

"efa fantatray ny fahendrena." Io dia midika fa mino izy ireo fa nahazo an-tsaina ny fahendrena izy ireo.

handresy an'i Joba

Io dia miresaka ny famalian'Andriamanitra an'i Joba sy ny fanitsiana azy toy ny hoe mandresy azy an'ady izy. DH: "mba handresen-dahatra an'i Joba" na" mba hamaliana an'i Joba"