plt_tn/job/31/29.md

419 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina.

Eny tokoa, tsy navelako hanota akory ny vavako tamin'ny fangatahana ny ainy tamin'ny ozona

Manoritsoritra ny nitondrany ireo izay nankahala azy i Joba. DH: Raha ny marina, tsy namela ny tenako hanota tamin'ny alalan'ny fanozonana ny ainy akory aho"