# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina. # Eny tokoa, tsy navelako hanota akory ny vavako tamin'ny fangatahana ny ainy tamin'ny ozona Manoritsoritra ny nitondrany ireo izay nankahala azy i Joba. DH: Raha ny marina, tsy namela ny tenako hanota tamin'ny alalan'ny fanozonana ny ainy akory aho"