plt_tn/job/31/22.md

353 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina.

aoka ny soroko hianjera hiala amin'ny taolan-tsoroko, ary aoka ny sandriko ho tapaka amin'ny tonon-taolany.

DH: "koa dia aoka hisy olona handriatra ny soroko sy hanapaka ny sandriko"