# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina. # aoka ny soroko hianjera hiala amin'ny taolan-tsoroko, ary aoka ny sandriko ho tapaka amin'ny tonon-taolany. DH: "koa dia aoka hisy olona handriatra ny soroko sy hanapaka ny sandriko"