plt_tn/job/30/30.md

8 lines
207 B
Markdown

# doran'ny hafanana ny taolako
Eto, ny "taolana" dia manondro ny tenany iray manontolo, izay mijaly nohon'ny fanaviana.
# mitomany
Ny "tomany" dia feo, kiakiaka lavareny noho ny alahelo na fanaintainana.