plt_tn/job/30/30.md

207 B

doran'ny hafanana ny taolako

Eto, ny "taolana" dia manondro ny tenany iray manontolo, izay mijaly nohon'ny fanaviana.

mitomany

Ny "tomany" dia feo, kiakiaka lavareny noho ny alahelo na fanaintainana.