plt_tn/job/30/22.md

448 B

Manandratra ahy eo amin'ny rivotra ...mampivezivezy ahy anaty tafio-drivotra Ianao

Io fomba fanehoan-kevitra io dia mampiseho ny fijaliana faratampony izay nampizakain'Andriamanitra an'i Joba.

ny trano izay voalahatra ho an'ny zava-manan'aina rehetra

Ny "trano" dia mampiseho toerana izay alehan'ny olona maty.

ny zava-manan'aina rehetra

Izany dia ny zavatra velona rehetra amin'izao fotoana izao, kanefa mbola fo faty indray andro any.