# Manandratra ahy eo amin'ny rivotra ...mampivezivezy ahy anaty tafio-drivotra Ianao Io fomba fanehoan-kevitra io dia mampiseho ny fijaliana faratampony izay nampizakain'Andriamanitra an'i Joba. # ny trano izay voalahatra ho an'ny zava-manan'aina rehetra Ny "trano" dia mampiseho toerana izay alehan'ny olona maty. # ny zava-manan'aina rehetra Izany dia ny zavatra velona rehetra amin'izao fotoana izao, kanefa mbola fo faty indray andro any.