plt_tn/job/30/14.md

12 lines
443 B
Markdown

# toy ny tafika avy amin'ny lavaka lehibe iray eo amin'ny mandan'ny tanàna
Mampitaha ny zava-misy aminy amin'ny tanàna ao anaty fanafihana miaraka amin'ny lavaka eo manda fiarovan'izany i Joba.
# notsofina toy ny entin'ny rivotra ny voninahitro
DH: "Nitsoka ny voninahitro ny rivotra,"
# levona toy ny rahona ny fanambinako
Izay zavatr'i Joba dia levona toy ny rahona miseho tampoka ary avy eo manjavona tampoka teo amin'ny habakabaka.