plt_tn/job/30/14.md

443 B

toy ny tafika avy amin'ny lavaka lehibe iray eo amin'ny mandan'ny tanàna

Mampitaha ny zava-misy aminy amin'ny tanàna ao anaty fanafihana miaraka amin'ny lavaka eo manda fiarovan'izany i Joba.

notsofina toy ny entin'ny rivotra ny voninahitro

DH: "Nitsoka ny voninahitro ny rivotra,"

levona toy ny rahona ny fanambinako

Izay zavatr'i Joba dia levona toy ny rahona miseho tampoka ary avy eo manjavona tampoka teo amin'ny habakabaka.