forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.9 KiB
Markdown
32 lines
1.9 KiB
Markdown
# tsy manana na inona na inona afa-tsy fanesoana ho ahy
|
|
|
|
Ny anarana "fanesoana" dia dia azo aseho amin'ny matoanteny "maneso." DH: "maneso ahy ihany"
|
|
|
|
# zay tsy navelako hiasa eo akaikin'ny amboan'ny biby fiompiko ny rain'izy ireo
|
|
|
|
Io dia mapiseho ny haben'ny nanaovany tsinontsinona ireo ray ireo. Izy ireo dia mbola ratsy noho ny amboany. DH: "Ireo izay notsinotsinoaviako ray sy tsy navelako hiasa eo akaikin'ny amboan'ny biby fiompiko"
|
|
|
|
# akaikin'ny amboan'ny biby fiompiko
|
|
|
|
Ny fifandraisan'ny alika amin'ny biby fiompy dia azo lazaina mazava tsara. DH: "ny alika izay niambina ny biby fiompiko"
|
|
|
|
# Eny tokoa, ny herin'ny tanan'ireo rainy, ahoana no nahafahan'izany nanampy ahy ...foana?
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanehoany ny fahalemen'ireo lehilahy ireo. DH: "Ny herin'ny tanan'ny rain'izy ireo dia tsy afaka nanampy ahy ...foana."
|
|
|
|
# ireo lehilahy izay foana ny herin'ny taonan'ny fahamatoran'izy ireo
|
|
|
|
Ny fahafoanan'ny herin'izy ireo dia sarin-tenin'ny tsy fahatanjahana intsony fa efa marefo. Ny andian-teny "taonan'ny fahamatorana" dia manondro ny fahanteran'izy ireo. DH: "ireo lehilahy izay efa miha antitra sy tsy manana hery intsony" na "ireo lehilahy izay efa miha antitra sy marefo"
|
|
|
|
# Nahia nohon'ny fahantrana sy ny hanoanana izy ireo
|
|
|
|
Ny teny "izy ireo" dia manondro ny rain'ireo zatovo mpaniratsira.
|
|
|
|
# Nahia nohon'ny fahantrana sy ny hanoanana izy ireo
|
|
|
|
Ny anarana "fahantrana" dia azo adika amin'ny teny hoe "mahantra." Ny anarana "hanoanana" dia azo adika amin'ny teny hoe "noana" na "mosarena" DH: "Tena nahia izy ireo satria nahantra sy mosarena"
|
|
|
|
# nihinana tamin'ny tany maina
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) ny "tany maina" dia sarin-tenin'ny faka maina izay maniry ao ambanin'ny tany. DH: "nitsako ny faka maina izay hitan'izy ireo tao ambany tany izy ireo" na 2) "nihina tamin'ny tany maina" dia sarin-tenin'ny fihinana izay rehetra hita teny amin'ny tany maina.
|