plt_tn/job/29/20.md

697 B

Ny voninahitra ao amiko dia vaovao lalandava

Nyu anarana "voninahitra dia azo aseho amin'ny matoanteny "manome voninahitra." Eto, ny "vaovao" dia mampiseho ny voninahitra vao nomena vao teo no eo. DH: "manome voninahitra ahy eo no eo ny olona" na "manome voninahitra ahy lalandava ny olona"

nitete toy ny rano teo amin'izy ireo ny teniko

Eto ny "nitete toy ny rano teo amin'izy ireo" mampiseho ny famelombelomana ny olona mihaino azy. Ny anarana "teny" dia azo aseho amin'ny maoanteny "miresaka" na "miteny." DH: "Namelombelona ny fon'izy ireo tahaka ny teten-drano izay mamelombelona ny tenan'olona ny teniko" na "izay noteneniko azy ireo dia namelombelona azy ireo tahaka ny rano mitete"