forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
697 B
Markdown
8 lines
697 B
Markdown
|
# Ny voninahitra ao amiko dia vaovao lalandava
|
||
|
|
||
|
Nyu anarana "voninahitra dia azo aseho amin'ny matoanteny "manome voninahitra." Eto, ny "vaovao" dia mampiseho ny voninahitra vao nomena vao teo no eo. DH: "manome voninahitra ahy eo no eo ny olona" na "manome voninahitra ahy lalandava ny olona"
|
||
|
|
||
|
# nitete toy ny rano teo amin'izy ireo ny teniko
|
||
|
|
||
|
Eto ny "nitete toy ny rano teo amin'izy ireo" mampiseho ny famelombelomana ny olona mihaino azy. Ny anarana "teny" dia azo aseho amin'ny maoanteny "miresaka" na "miteny." DH: "Namelombelona ny fon'izy ireo tahaka ny teten-drano izay mamelombelona ny tenan'olona ny teniko" na "izay noteneniko azy ireo dia namelombelona azy ireo tahaka ny rano mitete"
|