plt_tn/job/29/11.md

936 B

rehefa avy nandre ahy ny sofiny ...rehefa avy nahita ahy ny masony

Ny sofina dia mampiseho ireo izay naheno azy, ary ny maso dia mampiseho ireo izay nahiyta azy. DH: "rehafa avy nadre izay nolazaiko azy izy ireo ...rehafa avy nahita ahy izy ireo"

nijoro vavolombelona ho ahy sy nanaiky ahy izy ireo

"nijoro vavolombelona tamim-pankasitrahana ho ahy izy ireo"

nanavotra ny olona izay nahantra aho rehefa nitaraina izy

Ny "olona mahantra" eto dia mampiseho olona mahatra rehetra. DH: "nanavotra ireo olona mahantra izay nitaraina aho"

Ny tso-dranon'izay efa ho faty dia tonga tamiko

Ny tso-dranon'ny olona iray mankany amin'ny hafa dia mampiseho fa mitso-drano ny hafa ilay olona. DH: "Izay efa eo am-bavahoana dia nitso-drano ahy"

nahatonga ny fon'ireo mpitondrantena hihira fifaliana aho

Eto, ny "fon'ireo mpitondrantena" dia mampiseho ny varavarankely rehetra. DH: "nataoko nihira tamim-pifaliana ny varavaran-kely"