plt_tn/job/29/11.md

20 lines
936 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# rehefa avy nandre ahy ny sofiny ...rehefa avy nahita ahy ny masony
Ny sofina dia mampiseho ireo izay naheno azy, ary ny maso dia mampiseho ireo izay nahiyta azy. DH: "rehafa avy nadre izay nolazaiko azy izy ireo ...rehafa avy nahita ahy izy ireo"
# nijoro vavolombelona ho ahy sy nanaiky ahy izy ireo
"nijoro vavolombelona tamim-pankasitrahana ho ahy izy ireo"
# nanavotra ny olona izay nahantra aho rehefa nitaraina izy
Ny "olona mahantra" eto dia mampiseho olona mahatra rehetra. DH: "nanavotra ireo olona mahantra izay nitaraina aho"
# Ny tso-dranon'izay efa ho faty dia tonga tamiko
Ny tso-dranon'ny olona iray mankany amin'ny hafa dia mampiseho fa mitso-drano ny hafa ilay olona. DH: "Izay efa eo am-bavahoana dia nitso-drano ahy"
# nahatonga ny fon'ireo mpitondrantena hihira fifaliana aho
Eto, ny "fon'ireo mpitondrantena" dia mampiseho ny varavarankely rehetra. DH: "nataoko nihira tamim-pifaliana ny varavaran-kely"