plt_tn/job/29/09.md

603 B

Nijanona tsy niteny ny andriandahy rehefa tonga aho

Io dia mariky ny fanajana.

nanampina ny vavany tamin'ny tanany izy ireo

Nanao izany izy ireo mba hanehoany fa tsy hiteny izy ireo. Io dia mariky ny fanajana an'i Joba.

Nangina ny feon'ireo manan-kaja

DH: "nampangina ny feony ireo olo-manan-kaja" na "Nitsaha-niteny ireo olo-manan-kaja"

ary niraikitra teo amin'ny lanilaniny ny lelan'izy ireo

Io dia mampiseho ny fanajan'izy ireo fatratra an'i Joba, tsy niteny na inona na inona izy ireo. DH: "ary nahatsapa izy ireo fa tsy afaka niteny" na "ary tsy nahateny na inona na inona izy ireo"