plt_tn/job/29/09.md

16 lines
603 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nijanona tsy niteny ny andriandahy rehefa tonga aho
Io dia mariky ny fanajana.
# nanampina ny vavany tamin'ny tanany izy ireo
Nanao izany izy ireo mba hanehoany fa tsy hiteny izy ireo. Io dia mariky ny fanajana an'i Joba.
# Nangina ny feon'ireo manan-kaja
DH: "nampangina ny feony ireo olo-manan-kaja" na "Nitsaha-niteny ireo olo-manan-kaja"
# ary niraikitra teo amin'ny lanilaniny ny lelan'izy ireo
Io dia mampiseho ny fanajan'izy ireo fatratra an'i Joba, tsy niteny na inona na inona izy ireo. DH: "ary nahatsapa izy ireo fa tsy afaka niteny" na "ary tsy nahateny na inona na inona izy ireo"