plt_tn/job/28/26.md

12 lines
753 B
Markdown

# lalana ho an'ny tselatry ny kotrok'orana
Ireo mety ho heviny dia 1) nandidy ny tokony ho firifatry ny telatra Izy na 2)nandidy ny tokony halehan'ny kotrok'orana Izy.
# ny fahatahorana ny Tompo—izany no fahendrena
Ny anarana "fahatahorana" dia azo aseho amin'ny matoanteny "matahotra" na "manaja." Ny anarana "fahendrena" dia azo aseho amin'ny teny hoe "hendry." DH: "raha matahotra an'Andriamanita ianao_dia ho hendry"
# ny fialana amin'ny ratsy no fahazavan-tsaina
Eto, ny " fialana amin'ny ratsy" dia mampiseho ny fandavana ny zava-dratsy. Ny anarana "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny matoanteny "Mahatakatra." DH: "Ny fanadavana ny hanao ratsy no fahazavan-tsaina" na "raha mandà ny hanao ratsy ianao, dia hahatakatra zavatra tsara"