plt_tn/job/28/26.md

753 B

lalana ho an'ny tselatry ny kotrok'orana

Ireo mety ho heviny dia 1) nandidy ny tokony ho firifatry ny telatra Izy na 2)nandidy ny tokony halehan'ny kotrok'orana Izy.

ny fahatahorana ny Tompo—izany no fahendrena

Ny anarana "fahatahorana" dia azo aseho amin'ny matoanteny "matahotra" na "manaja." Ny anarana "fahendrena" dia azo aseho amin'ny teny hoe "hendry." DH: "raha matahotra an'Andriamanita ianao_dia ho hendry"

ny fialana amin'ny ratsy no fahazavan-tsaina

Eto, ny " fialana amin'ny ratsy" dia mampiseho ny fandavana ny zava-dratsy. Ny anarana "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny matoanteny "Mahatakatra." DH: "Ny fanadavana ny hanao ratsy no fahazavan-tsaina" na "raha mandà ny hanao ratsy ianao, dia hahatakatra zavatra tsara"