plt_tn/job/28/18.md

20 lines
961 B
Markdown

# Tsy ho lazaina akory ny lanjan'ny haran-dranomasina na ny jaspy
"Tsy misy ilàna azy ny filazana ny haran-dranomasina sy ny jaspy." Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny haran-dranomasina sy ny jaspy izay tsy misy dikany amin'ny Joba akory filazana zavatra mahakasika ireo. DH: "tsy handrera-tena hilaza ny haran-dranomasina ny jaspy aho" na "ny haran-dranomasina sy ny jaspy dia tsy misy dikany raha ampitahaina amin'ny fahendrena"
# haran-dranomasina
Io dia zava-tsarobidy izay mitombo any ambanin'ny ranomasina.
# haran-dranomasina ...ruby ...topaza
Ireo dia vato lafo vidy.
# Ny topazan'i Etiopia dia tsy mifampitaha aminy
Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny topaza.
# ny tena volamena aza tsy afaka sandaina amin'izany
"ary ny fahendrena dia tsy azo ampitahaina amin'ny volamena tena izy." Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny volamena tena izy.