plt_tn/job/28/18.md

961 B

Tsy ho lazaina akory ny lanjan'ny haran-dranomasina na ny jaspy

"Tsy misy ilàna azy ny filazana ny haran-dranomasina sy ny jaspy." Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny haran-dranomasina sy ny jaspy izay tsy misy dikany amin'ny Joba akory filazana zavatra mahakasika ireo. DH: "tsy handrera-tena hilaza ny haran-dranomasina ny jaspy aho" na "ny haran-dranomasina sy ny jaspy dia tsy misy dikany raha ampitahaina amin'ny fahendrena"

haran-dranomasina

Io dia zava-tsarobidy izay mitombo any ambanin'ny ranomasina.

haran-dranomasina ...ruby ...topaza

Ireo dia vato lafo vidy.

Ny topazan'i Etiopia dia tsy mifampitaha aminy

Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny topaza.

ny tena volamena aza tsy afaka sandaina amin'izany

"ary ny fahendrena dia tsy azo ampitahaina amin'ny volamena tena izy." Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny volamena tena izy.