plt_tn/job/28/15.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown

# Tsy azom-bolamena izany
Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia lafo lavitra noho ny volamena. DH: "tsy voavidiin'ny olona amin'ny volamena ny fahendrena"
# na ny volafotsy aza tsy azo lanjaina ho vidiny
Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny volamena. DH: "ary tsy afaka mandanja volafotsy mba hanefana ny vidin'ny fahendrena ny olona"
# Tsy mahatombana azy ...safira
Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mitombana lavitra noho ny volamenan'ny Ofira, beryla sarobidy sy safira
# Ofira
Io dia anaran-tany izay nisy volamena tsara.
# beryla
Vatosoa fotsy lafo vidy
# safira
vatosoa manga lafo vidy
# Ny volamena sy ny vato krystaly dia tsy azo ampitahaina amin'ny lanjany
Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny volamena sy ny vato krystaly.
# krystaly
vatosoa lafo vidy izay mazava sy mangirangirana ny lokony
# tsy afaka atakalo amin'ny firavaky ny volamena voadio izany
ary tsy afaka atakalo amin'ny firavaky ny volamena voadio izany." Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny firavaky ny volamena voadio.
# atakalo
"amidy"