plt_tn/job/28/15.md

1.1 KiB

Tsy azom-bolamena izany

Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia lafo lavitra noho ny volamena. DH: "tsy voavidiin'ny olona amin'ny volamena ny fahendrena"

na ny volafotsy aza tsy azo lanjaina ho vidiny

Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny volamena. DH: "ary tsy afaka mandanja volafotsy mba hanefana ny vidin'ny fahendrena ny olona"

Tsy mahatombana azy ...safira

Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mitombana lavitra noho ny volamenan'ny Ofira, beryla sarobidy sy safira

Ofira

Io dia anaran-tany izay nisy volamena tsara.

beryla

Vatosoa fotsy lafo vidy

safira

vatosoa manga lafo vidy

Ny volamena sy ny vato krystaly dia tsy azo ampitahaina amin'ny lanjany

Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny volamena sy ny vato krystaly.

krystaly

vatosoa lafo vidy izay mazava sy mangirangirana ny lokony

tsy afaka atakalo amin'ny firavaky ny volamena voadio izany

ary tsy afaka atakalo amin'ny firavaky ny volamena voadio izany." Io dia milaza an-kolaka fa ny fahendrena dia mendrika lavitra noho ny firavaky ny volamena voadio.

atakalo

"amidy"