plt_tn/job/28/01.md

24 lines
674 B
Markdown

# toeram-pitrandrahana
Io dia toerana izay hihadian'ny olona olona vato ao ambany tany. Ireo vato ireo dia misy vy miaraka aminy.
# fanadiovana
Io dia dingana fanatsonihana ny vy mba haesorana ny loto izay ao amin'izany.
# Ny vy dia nalaina avy amin'ny tany
DH: "Avy amin'ny tany hangaan'ny olona ny vy"
# ny varahina dia nitsonika hiala avy amin'ny vato
DH: "mampitsonika ny varahina avy amin'ny vato ny olona" na "mandoro ny vato mba hanatsonihana ny varahina ao amin'izany"
# varahina
vy mena manopy volon-tany izay tena misy ilàna azy
# mitsonika
Io dia dingana amin'ny fandorana vato mba hampitsonika ny vy ao anatiny ka hahazoana ny vy avy amin'ilay vato.