plt_tn/job/28/01.md

674 B

toeram-pitrandrahana

Io dia toerana izay hihadian'ny olona olona vato ao ambany tany. Ireo vato ireo dia misy vy miaraka aminy.

fanadiovana

Io dia dingana fanatsonihana ny vy mba haesorana ny loto izay ao amin'izany.

Ny vy dia nalaina avy amin'ny tany

DH: "Avy amin'ny tany hangaan'ny olona ny vy"

ny varahina dia nitsonika hiala avy amin'ny vato

DH: "mampitsonika ny varahina avy amin'ny vato ny olona" na "mandoro ny vato mba hanatsonihana ny varahina ao amin'izany"

varahina

vy mena manopy volon-tany izay tena misy ilàna azy

mitsonika

Io dia dingana amin'ny fandorana vato mba hampitsonika ny vy ao anatiny ka hahazoana ny vy avy amin'ilay vato.