plt_tn/job/26/07.md

12 lines
567 B
Markdown

# Mamelatra ny lanitra avaratra eny amin'ny toerana babangoana Izy
ny lanitra avaratra dia mampiseho ny lanitra, toerana izay misy an'Andriamanitra miaraka amin'ireo zavatra izay noforoniny mba hitoetra ao.
# Mampitambatra ny rano ao amin'ny rahony matevina Izy
Ny rahona dia resahina toy ny hoe bodofotsy matahitra izay amonosan'Andriamanitra ny ranon'orana. DH: "Fonosiny ao amin'ny raho-mateniny ny rano.
# saingy tsy mitriatra ao ambanin'izany ny rahona
Ny teny hoe "izany" dia manondro ny rano. DH: "saingy tsy mampitriatra ny rahona ny havesatry ny rano "