plt_tn/job/26/07.md

567 B

Mamelatra ny lanitra avaratra eny amin'ny toerana babangoana Izy

ny lanitra avaratra dia mampiseho ny lanitra, toerana izay misy an'Andriamanitra miaraka amin'ireo zavatra izay noforoniny mba hitoetra ao.

Mampitambatra ny rano ao amin'ny rahony matevina Izy

Ny rahona dia resahina toy ny hoe bodofotsy matahitra izay amonosan'Andriamanitra ny ranon'orana. DH: "Fonosiny ao amin'ny raho-mateniny ny rano.

saingy tsy mitriatra ao ambanin'izany ny rahona

Ny teny hoe "izany" dia manondro ny rano. DH: "saingy tsy mampitriatra ny rahona ny havesatry ny rano "