plt_tn/job/23/13.md

542 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany i Joba.

iza no afaka hamily Azy indray?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa Andriamanitra dia tokana. DH: "Fa tsy misy olona tahaka azy, ary tsy misy afaka manova ny sainy." na "Fa Izy no Andriamanitra tokana, ary tsy misy mitarika Azy"

Izay iriany dia ataony

"manatanteraka izay tiany atao izy"

tanterahany hanohitra ahy ireo lalàny

"Ataony amiko izay nolazainy fa hataony"

misy betsaka tahaka ireo

"manana fikasana maro tahaka izany ho ahy izy"