plt_tn/job/23/13.md

20 lines
542 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenany i Joba.
# iza no afaka hamily Azy indray?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba hanamafisany fa Andriamanitra dia tokana. DH: "Fa tsy misy olona tahaka azy, ary tsy misy afaka manova ny sainy." na "Fa Izy no Andriamanitra tokana, ary tsy misy mitarika Azy"
# Izay iriany dia ataony
"manatanteraka izay tiany atao izy"
# tanterahany hanohitra ahy ireo lalàny
"Ataony amiko izay nolazainy fa hataony"
# misy betsaka tahaka ireo
"manana fikasana maro tahaka izany ho ahy izy"