plt_tn/job/22/29.md

494 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Mamarana ny resany amin'i Joba i Elifaza.

mampidina ny masonymanetry tena

Eto ny "mampidina maso" dia manondro fanetren-tena. DH: "Ny olona manetry tena"

ny olona izay manan-tsiny

Ny fandikana sasany manao hoe : "na dia ny olona tsy mana-tsiny aza."

ho vonjena eo amin'ny fahadiovan'ny tananao

Ny fandikana sasany manao hoe: "hamonjy amin'ny alalan'ny fahadiovan'ny tananao Izy." DH: "Hamonjy anao Andriamanitra nohon'ny fahadiovan'ny tananao"