plt_tn/job/22/29.md

16 lines
494 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Mamarana ny resany amin'i Joba i Elifaza.
# mampidina ny masonymanetry tena
Eto ny "mampidina maso" dia manondro fanetren-tena. DH: "Ny olona manetry tena"
# ny olona izay manan-tsiny
Ny fandikana sasany manao hoe : "na dia ny olona tsy mana-tsiny aza."
# ho vonjena eo amin'ny fahadiovan'ny tananao
Ny fandikana sasany manao hoe: "hamonjy amin'ny alalan'ny fahadiovan'ny tananao Izy." DH: "Hamonjy anao Andriamanitra nohon'ny fahadiovan'ny tananao"