plt_tn/job/22/26.md

554 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.

hanandratra ny tavanao amin'Andriamanitra ianao

Io dia midika fa tsy ho menatra intsony i Joba ary hatoky an'Andriamanitra. DH: "hahavita hanakaiky azy amim-pahatokisana ianao"

ho hamafisina ho anao izany

DH: "Ataon'Andriamanitra maomby ianao"

hamiratra amin'ny lalanao ny fahazavana

Ny fitahian'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe fahazavana eny amin'ny lalan'i Joba rehetra. DH: "ho toy ny hoe misy hazavana mamiratra eny amin'ny lalana eo alohanao" (UDB)