# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza. # hanandratra ny tavanao amin'Andriamanitra ianao Io dia midika fa tsy ho menatra intsony i Joba ary hatoky an'Andriamanitra. DH: "hahavita hanakaiky azy amim-pahatokisana ianao" # ho hamafisina ho anao izany DH: "Ataon'Andriamanitra maomby ianao" # hamiratra amin'ny lalanao ny fahazavana Ny fitahian'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe fahazavana eny amin'ny lalan'i Joba rehetra. DH: "ho toy ny hoe misy hazavana mamiratra eny amin'ny lalana eo alohanao" (UDB)