plt_tn/job/22/23.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.

ianao, dia hiorina

Mampitaha ny famerenana amin'ny laoniny an'i Joba amin'ny fanavaozana ny trano izay efa rava i Elifaza. DH: "Hitsabo anao Izy ary hanambina anao indray"

raha mametraka ny tsy fahamarinanao lavitry ny lainao ianao

Ny tsy fahamarinana eto dia heverina ho toy ny olona izay mipetraka ao anatin'ny lain'i Joba izay tsy maintsy esorina. DH: "Raha tsy mitsahatra amin'ny fahotana ianao sy izay rehetra ao an-tranonao"

Ampandrio eo amin'ny vovoka ny harenao

Ny mampandry harena amin'ny vovoka dia fiheverana izany ho tsy misy dikany. DH: "hevero ho tsy misy dikany tahaka ny vovoka ny harenao"

ny volamenan'i Ofira eo amin'ny vaton'ny lohasahan-driaka

Ny mametraka volamena amin'ny lohasahan-driaka dia fiheverana izany ho tsy misy dikany tahaka ny vato. DH: "ny volamenanao ho tsy misy dikany tahaka ny vato eny amin'ny lohasahan-driaka"

Ofira

Io dia anara-paritra izay malaza amin'ny volamena ao aminy.

ny Tsitoha no ho harenao, volafotsy sarobidy ho anao

Io dia midika fa Andriamanitra no manan-danja kokoa noho ny fananany amin'i Joba.