# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza. # ianao, dia hiorina Mampitaha ny famerenana amin'ny laoniny an'i Joba amin'ny fanavaozana ny trano izay efa rava i Elifaza. DH: "Hitsabo anao Izy ary hanambina anao indray" # raha mametraka ny tsy fahamarinanao lavitry ny lainao ianao Ny tsy fahamarinana eto dia heverina ho toy ny olona izay mipetraka ao anatin'ny lain'i Joba izay tsy maintsy esorina. DH: "Raha tsy mitsahatra amin'ny fahotana ianao sy izay rehetra ao an-tranonao" # Ampandrio eo amin'ny vovoka ny harenao Ny mampandry harena amin'ny vovoka dia fiheverana izany ho tsy misy dikany. DH: "hevero ho tsy misy dikany tahaka ny vovoka ny harenao" # ny volamenan'i Ofira eo amin'ny vaton'ny lohasahan-driaka Ny mametraka volamena amin'ny lohasahan-driaka dia fiheverana izany ho tsy misy dikany tahaka ny vato. DH: "ny volamenanao ho tsy misy dikany tahaka ny vato eny amin'ny lohasahan-driaka" # Ofira Io dia anara-paritra izay malaza amin'ny volamena ao aminy. # ny Tsitoha no ho harenao, volafotsy sarobidy ho anao Io dia midika fa Andriamanitra no manan-danja kokoa noho ny fananany amin'i Joba.