plt_tn/job/22/21.md

20 lines
594 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.
# ankehitriny
Mampiasa io teny io i Elifaza mba hampidirany ny zavatra manan-danja izay ho resahina.
# fampianarana avy amin'ny molony
Ny "avy amin'ny molony" eto dia mampiseho izay nolazain'Andrimanitra. DH: "ny fampianaran izay efa nolazainy"
# tehirizo ao am-ponao ny teniny
Eto, ny tenin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe zava-tsarobidy izay azon'i Joba tehirizina ao amin'ny efitra fitehirizana. DH: "mitahiry ireo didiny"
# ao am-ponao
Ny "fo" eto dia manondro sain'i Joba. DH: "ao an-tsainao"