plt_tn/job/22/21.md

594 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.

ankehitriny

Mampiasa io teny io i Elifaza mba hampidirany ny zavatra manan-danja izay ho resahina.

fampianarana avy amin'ny molony

Ny "avy amin'ny molony" eto dia mampiseho izay nolazain'Andrimanitra. DH: "ny fampianaran izay efa nolazainy"

tehirizo ao am-ponao ny teniny

Eto, ny tenin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe zava-tsarobidy izay azon'i Joba tehirizina ao amin'ny efitra fitehirizana. DH: "mitahiry ireo didiny"

ao am-ponao

Ny "fo" eto dia manondro sain'i Joba. DH: "ao an-tsainao"