plt_tn/job/22/18.md

592 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.

ny tetik'ireo ratsy fanahy dia lavitra ahy

Ny fomba fiteny "lavitra ahy" dia midika fa manà azy ireo i Elifaza. DH: "kanefa tsy hihaino ny teti-dratsin'izy ireo aho"

mahita ny anjarany

"mahalala izay hihatra amin'ny ratsy fanahy"

miomehy azy ireo mba handatsa azy

"Maneso ireo olona ratsy fanahy"

notapahina ireo izay nitsangana nanohitra antsika

Eto, "ireo izay nitsangana" dia manondro ireo olona ratsy fanahy. DH: "Efa namotika ireo olona ratsy fanahy izay nampijaly antsika Andriamanitra"