plt_tn/job/22/18.md

20 lines
592 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza.
# ny tetik'ireo ratsy fanahy dia lavitra ahy
Ny fomba fiteny "lavitra ahy" dia midika fa manà azy ireo i Elifaza. DH: "kanefa tsy hihaino ny teti-dratsin'izy ireo aho"
# mahita ny anjarany
"mahalala izay hihatra amin'ny ratsy fanahy"
# miomehy azy ireo mba handatsa azy
"Maneso ireo olona ratsy fanahy"
# notapahina ireo izay nitsangana nanohitra antsika
Eto, "ireo izay nitsangana" dia manondro ireo olona ratsy fanahy. DH: "Efa namotika ireo olona ratsy fanahy izay nampijaly antsika Andriamanitra"